|
|
|
|

Teny iditra1 mandoa vory
Singan-teny  2mandoa, 3vory
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to froth at the mouth. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7écumer; baver. [1.8]
Voambolana  8 Fahasalamana

Fivaditsoratra  9 mandoa vory, 10 voandamory

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12